Tamin’ny taona 2003 no nanombohan’i Madagascar ny fanatsarana ny fanabeazana tamin’ny alàlan’ny fanavaozana ny rafi-pampianarana natao hoe Fanabeazana ho an’ny rehetra (EPT). Ny drafitra nitondrana izany fanavaozana izany dia nohavaozina tamin’ny taona 2005. Nandr...